히브리서 1장 Baiboly Malagasy (1865)
일반서신 · Hebrews · Baiboly Malagasy (1865) · 14절
📝 이 장의 개요 흐름·핵심 구절·인물 더 보기 →
히브리서의 첫 장. 하나님이 마지막 날에 아들로 말씀하셨다고 선언하고, 시편 등 구약 인용을 엮어 아들이 천사보다 뛰어남을 보여 준다.
절 바로가기
1히브리서 · Baiboly Malagasy (1865)
1Rehefa nampitenenin’ Andriamanitra tamin’ ny razana fahiny ny mpaminany tamin’ ny andro samy hafa sy ny fanao samy hafa; 해설
2dia amin’ izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra; Izy no nahariany izao tontolo izao,
3Izy koa no famirapiratan’ ny voninahiny sy endriky ny tenany indrindra ary mihazona ny zavatra rehetra amin’ ny herin’ ny teniny; ary rehefa nanao fanadiovana hahafaka ny fahotana Izy, dia nipetraka teo amin’ ny tanana ankavanan’ ny Lehibe any amin’ ny avo
4ka natao tsara noho ny anjely, araka ny nandovany anarana tsara noho ireny.
5Fa anjely iza no mba nilazany hoe: “Zanako Hianao, Izaho niteraka Anao androany”?. Ary koa: “Izaho ho Rainy, Ary Izy ho Zanako”?
6Ary raha mitondra ny Lahimatoa ho amin’ izao fiainana izao indray, dia hoy Izy: “Ary aoka ny anjelin’ Andriamanitra rehetra hiankohoka eo anoloany”.
7Ary ny anjely dia ilazany hoe: “Izy manao ny anjeliny ho rivotra, Ary ny mpanompony ho lelafo”.
8Fa ny Zanaka kosa dia nilazany hoe: “Ny seza fiandriananao, Andriamanitra ô, dia mandrakizay doria; Ary ny tehim-pahitsiana no tehim-panjakanao;
9Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny heloka; Koa Andriamanitra, dia Andriamanitrao, efa nanoso-diloilo fifaliana Anao Mihoatra noho ny namanao”.
10Ary izao koa: “Hianao, Jehovah ô, tany aloha no nanorenanao ny tany, Ary asan’ ny tananao ny lanitra; 해설
11Ireo dia ho levona, fa Hianao no maharitra; Ary izy rehetra ho rovitra toy ny fitafiana,
12Ary toy ny lamba no hamalonanao azy, Dia toy ny fitafiana, ka hovana izy; Fa Hianao no tsy miova, Ary ny taonanao no tsy ho tapitra”.
13Fa anjely iza no mba nilazany hoe: “Mipetraha eo an-tanako ankavanana, Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao”?
14Tsy fanahy manompo va izy rehetra, nirahina hanao fanompoana ho an’ izay handova famonjena?
Baiboly Malagasy (1865)
절을 누르면 복사·공유·형광펜·메모를 쓸 수 있습니다. 점선 낱말은 교회백과 문서로 이어집니다.
본문은 Baiboly Malagasy (1865)(말라가시어) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) 형광펜·메모·읽은 표시는 판과 상관없이 같은 장에 함께 남습니다. 점선이 그어진 낱말은 교회백과에 문서가 있는 인물·지명·용어입니다(한 화면에 한 번씩만 표시). 형광펜·메모·읽은 표시는 이 브라우저에만 저장되며 내 표시에서 모아 볼 수 있습니다.
이 장의 구절 해설 문서 2
이 장을 언급한 문서
- 히브리서 13장 8절 성경 구절
- 요한복음 1장 1절 성경 구절
- 히브리서 1장 10-12절 성경 구절
- 말라기 3장 6절 성경 구절
- 히브리서 1장 1-3절 성경 구절
- 골로새서 1장 15-17절 성경 구절
- 요한복음 14장 1-9절 성경 구절
- 히브리서 11장 3절 성경 구절
- 시편 2편 12절 성경 구절
- 사무엘하 7장 12-16절 성경 구절
- 천사 성경
- 몰약 성경
- 마하나임 성경
- 천사론 교리·신학
- 수호천사 교리·신학
- 구속사 교리·신학
- 계시 교리·신학
- 직통계시 교리·신학
- 특별계시 교리·신학
- 천사 숭배 교리·신학
- 하나님의 영광 교리·신학
- 신명기 32장 성경
- 사무엘하 7장 성경
- 역대상 17장 성경
- 호모우시오스 교리·신학
- 그리스도의 신성 교리·신학
- 그리스도의 선재 교리·신학
- 그리스도의 선지자직 교리·신학
- 신정통주의 교리·신학
- 시편 45편 성경
더 보기
글자 크기
바탕색과 글자색 (읽기 화면만)
글꼴
글자 두께
줄 간격
표시
읽어 주기 속도
읽어 주기