야고보서 1장 Baiboly Malagasy (1865)
일반서신 · James · Baiboly Malagasy (1865) · 27절
📝 이 장의 개요 흐름·핵심 구절·인물 더 보기 →
야고보서 1장은 야고보가 흩어진 열두 지파에게 보낸 인사로 시작한다. 시련 속의 인내, 믿음으로 지혜를 구하는 일, 욕심과 죄의 관계, 말씀을 듣기만 하지 않고 행하는 일, 참된 경건을 차례로 다룬다.
절 바로가기
1야고보서 · Baiboly Malagasy (1865)
1Jakoba, mpanompon’ Andriamanitra sy Jesosy Kristy Tompo, mamangy ny firenena roa ambin’ ny folo monina any am-pielezana.
3satria fantatrareo fa ny fizahan-toetra ny finoanareo dia mahatonga faharetana.
4Ary aoka ny faharetana hisy asa tanteraka, mba ho tanteraka sy tonga ohatra ianareo, ka tsy hisy tsy ampy na inona na inona.
5Ary raha misy ianareo tsy manam-pahendrena, aoka izy hangataka amin’ Andriamanitra, Izay manome malalaka ho an’ ny olona rehetra sady tsy mandatsa; ary dia homena azy izany. 해설
6Nefa aoka hangataka amin’ ny finoana izy ka tsy hiahanahana akory; fa izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina entin’ ny rivotra ka atopatopany. 해설
7Fa aoka tsy hanampo handray zavatra amin’ ny Tompo izany olona izany:
8olona miroa saina izy, miovaova amin’ ny alehany rehetra.
9Aoka ny rahalahy izay ambany hanao ny fisandratany ho reharehany;
10fa ny manan-karena kosa ny fietreny, satria ho levona tahaka ny vonin’ ny ahitra izy.
11Fa miposaka ny masoandro mbamin’ ny hainandro mahamay, dia mampahalazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny, ary levona ny hatsaran-tarehiny; dia toy izany koa no fahalazon’ ny manan-karena amin’ ny alehany.
12Sambatra izay olona maharitra fakam-panahy; fa rehefa voazaha toetra izy, dia handray ny satro-boninahitra fiainana, izay nolazain’ ny Tompo homena izay tia Azy. 해설
13Raha misy alaim-panahy, aoka izy tsy hanao hoe: Andriamanitra no maka fanahy ahy; fa Andriamanitra tsy azon’ ny ratsy alaim-panahy, sady tsy mba maka fanahy olona Izy;
14fa samy alaim-panahy ny olona, raha tarihin’ ny filany sy fitahiny izy.
15Ary ny filàna, rehefa torontoronina, dia miteraka ota; ary ny ota, rehefa tanteraka, dia miteraka fahafatesana.
16Aza mety hofitahina ianareo, sy rahalahy malalako.
17Ny fanomezan-tsoa rehetra sy ny fanomezana tanteraka rehetra dia avy any ambony ka midìna avy amin’ ny Rain’ ny fanazavana, Izay tsy misy fiovaovana na aloka avy amin’ ny fihodinana.
18Tamin’ ny sitrapony no niterahany antsika tamin’ ny teny fahamarinana, mba ho santatry ny zavatra noforoniny isika.
19Fantatrareo izany, sy rahalahy malalako. Kanefa aoka ny olona rehetra halady hihaino ho malai-miteny, ho malain-ko tezitra;
20fa ny fahatezeran’ ny olona tsy ahefana izay marina eo imason’ Andriamanitra.
21Koa ario ny fahalotoana sy ny lolompo rehetra, ary ekeo amin’ ny fahalemem-panahy ny teny nambolena, izay mahavonjy ny fanahinareo.
22Fa aoka ho mpankatò ny teny ianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo.
23Fa raha misy mpihaino ny teny, nefa tsy mpankatò, dia toy ny olona mizaha ny tarehiny eo amin’ ny fitaratra izy;
24fa mijery ny tenany izy, dia lasa, ary miaraka amin’ izay dia hadinony ny tarehiny.
25Fa izay mandinika ny lalàna tanteraka, dia ny lalàn’ ny fahafahana, ka maharitra amin’ izany, raha tsy mpihaino manadino, fa mpanao ny asa, dia ho sambatra amin’ ny asany izany olona izany.
26Raha misy manao azy ho mpivavaka, nefa tsy mamehy ny vavany, fa mamitaka ny fony, dia zava-poana ny fivavahan’ izany olona izany.
27Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan’ Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin’ ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy amin’ izao tontolo izao.
Baiboly Malagasy (1865)
절을 누르면 복사·공유·형광펜·메모를 쓸 수 있습니다. 점선 낱말은 교회백과 문서로 이어집니다.
본문은 Baiboly Malagasy (1865)(말라가시어) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) 형광펜·메모·읽은 표시는 판과 상관없이 같은 장에 함께 남습니다. 점선이 그어진 낱말은 교회백과에 문서가 있는 인물·지명·용어입니다(한 화면에 한 번씩만 표시). 형광펜·메모·읽은 표시는 이 브라우저에만 저장되며 내 표시에서 모아 볼 수 있습니다.
이 장의 구절 해설 문서 4
이 장을 언급한 문서
- 로마서 8장 28절 성경 구절
- 고린도전서 10장 13절 성경 구절
- 요한계시록 2장 10절 성경 구절
- 마태복음 6장 9-13절 성경 구절
- 마태복음 7장 7절 성경 구절
- 마가복음 11장 24절 성경 구절
- 야고보서 1장 2-4절 성경 구절
- 히브리서 2장 18절 성경 구절
- 야고보서 1장 12-14절 성경 구절
- 베드로후서 2장 9절 성경 구절
- 야고보서 4장 7절 성경 구절
- 말라기 3장 6절 성경 구절
- 디모데후서 4장 7-8절 성경 구절
- 요한계시록 2장 8-11절 성경 구절
- 베드로전서 1장 23절 성경 구절
- 히브리서 12장 6-11절 성경 구절
- 야고보서 1장 5-6절 성경 구절
- 누가복음 11장 2-4절 성경 구절
- 야고보서 4장 2-3절 성경 구절
- 야고보서 4장 11-12절 성경 구절
- 마태복음 7장 22-27절 성경 구절
- 마가복음 11장 22-25절 성경 구절
- 야고보서 2장 15-17절 성경 구절
- 마태복음 21장 21-22절 성경 구절
- 야고보서 1장 6-7절 성경 구절
- 창세기 4장 7절 성경 구절
- 야고보서 2장 21-24절 성경 구절
- 야고보서 2장 1-4절 성경 구절
- 에스라 7장 10절 성경 구절
- 심방 신앙생활
더 보기
글자 크기
바탕색과 글자색 (읽기 화면만)
글꼴
글자 두께
줄 간격
표시
읽어 주기 속도
읽어 주기